Ny lolo vokatra dia olona maty nefa mifoha indray ka matetika tsy raisin' ny havany intsony. Ampitahorin' ireo lolo vokatra ireo ny olona raha mody alina eny an-dalana. Tia mitaingin-tsarety hono ny lolo vokatra. Matetika no miady amin' izay sendra azy izy. Menatra hono izy raha mahafantatra azy ilay olona sakanany. Tsy sahy mody izy ireny ka lasa olondia.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova