Ny angatra dia mety midika zavatra maro :

  • Karazana lolo, na fisehon'ny fanahin'olo-maty.
  • Aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo
  • Angàtra dia (biby) mitovitovy amin'ny voalavo na ny abeny na ny sorany, nefa izy io manana ny maha izy azy eo amin'ny fiaina

Angàtra dia anisany biby tsy mivahiny: zany hoe biby tsy mipetraka amin'ny toerana tsisy Hasina