Lisitry ny filohan' i Madagasikara

(tonga teto avy amin'ny Lisitry ny filohan'i Madagasikara)

Fanjakana merina hanova

Fanjakan' Imerina hanova

# Anarana Fanombohana Fitaperana Naoty


1 Nampoina 1787 1810 mpanjaka
2 Radama I 1810 1817 mpanjaka

Fanjakan' i Madagasikara hanova

# Anarana Fanombohana Fitaperana Naoty
1 Radama I 1817 27 Jolay 1828 mpanjaka
2 Ranavalona I 27 Jolay 1828 18 Aogositra 1861 mpanjakavavy
3 Radama II 18 Aogositra 1861 11 Mey 1863 mpanjaka
4 Rasoherina 11 Mey 1863 2 Aprily 1868 mpanjakavavy
5 Ranavalona II 2 Aprily 1868 13 Jolay 1883 mpanjakavavy
6 Ranavalona III 13 Jolay 1883 28 Febroary 1897 mpanjakavavy
Zanatany frantsay 28 Febroary 1897 1 Mey 1959

Repoblika hanova

Repoblika voalohany (Repoblika malagasy) hanova

# Anarana Fametrahana Faran'ny fitondrana Fanamarihana
1 Philibert Tsiranana 1 Mey 1959 11 Oktobra 1972 Filohan'ny goverinemanta avy eo Filohan'ny tetezamita (1965)
2 Général Gabriel Ramanantsoa 11 Oktobra 1972 5 Febroary 1975
3 Colonel Richard Ratsimandrava 5 Febroary 1975 11 Febroary 1975
Général Gilles Andriamahazo 11 Febroary 1975 15 Jiona 1975 Filohn'ny Komity nasionaly miaramila
Capitaine Didier Ratsiraka 15 Jiona 1975 21 Desambra 1975 Filohan'ny Filankevitra faratampon'ny revolisiona

Repoblika faharoa (Repoblika demokratika malagasy) hanova

# Nom Investiture Fin du mandat Notes
4 Amiral Didier Ratsiraka 21 Desambra 1975 27 Martsa 1993 Filohan'ny tetezamita (1976)

Repoblika fahatelo (Repoblikan'i Madagasikara) hanova

# Nom Investiture Fin du mandat Notes
5 Albert Zafy 27 Martsa 1993 5 Septambra 1996 Filohan'ny tetezamita
Norbert Ratsirahonana 5 Septambra 1996 9 Febroary 1997 mpisolo toerana
6 Amiral Didier Ratsiraka 9 Febroary 1997 5 Jolay 2002 Filohampirenena
7 Marc Ravalomanana 5 Jolay 2002 13 febroary 2009 Filohampirenena
8 Andry Rajoelina 13 febroary 2009 2013 Filohan'ny tetezamita
9 Hery Rajaonarimampianina 2013 2019 Filohampirenena
10 Andry Rajoelina 2019 Filohan'ny tetezamita

Jereo koa hanova