Robinson Jean-Louis
(tonga teto avy amin'ny Jean-Louis Robinson)
Jean-Louis Robinson | ||
Ankapobeny | ||
Anarana | Jean-Louis Robinson | |
Teraka | 22 Martsa 1952 | |
Fiaviana sy ny andraikitra | ||
Firenena | Madagasikara | |
Asa : | ||
Fiainana manokana | ||
Jean-Louis Robinson, teraka tamin'ny 1952 tao Ampasikely, dia olom-pirenena malagasy.
Tamin'ny governemantan'i Ravalomanana izy dia minisitry ny fanatanjahan-tena, ny fahasalamana, ny fandrindram-piterahana, ny fiarovana ara-tsôsialy (2004-2008) ary minisitry ny kolontsaina.
Kandidà ny antoko AVANA amin'ny fifidianana filoham-pirenena malagasin'ny taona 2013 ary lohalaharana tamin'ny fihodinana voalohany.
Biôgrafia
hanovaTeraka tao Ampasikely tamin'ny 1952 i Jean-Louis Robinson. Nianatra tao amin'ny ESSCA Antanimena ary nahazo ny bakalaorea Siansa ara-traikefa tamin'ny 1970, nianatra tao amin'ny Oniversiten' Antananarivo izy ary nivoaka ho dokotera tamin'ny 1980.