Oniversiten' Antananarivo
oniversite malagasy
Oniversiten'Antananarivo | |||
Teny filamatra | "Izay adala no toa an-drainy" | ||
Niorina | 1977
| ||
Toerana | Antananarivo | ||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritra | Analamanga | ||
Toby | Ankatso | ||
Filoha | Panja RAMANOELINA
| ||
Tranokala | http://www.univ-antananarivo.mg | ||
Ny Oniversiten' Antananarivo dia sekolim-panjakana ambaratonga ambony, miorina ao Antananarivo renivohitr' i Madagasikara, faritra Analamanga no misy azy.
Tantara
hanovaIty oniversite ity dia niorina tamin'ny taona 1961, izy irery ihany ny oniversite nisy tamin'ny nosy Madagasikara hatriamin'ny taona 1988. Ny profesôra Raymond Ranjeva no filoha voalohany tao tamin'ny taona 1988-1990 izany. Ankehitriny dia ny profesôra Armand René Panja Ramanoelina no mitondra ny oniversite.
Sampam-piofanana
hanovaSekoly miankina
hanova- une Faculté de Droit, d’Économie, de Gestion et de Sociologie ;
- une Faculté des Lettres et Sciences Humaines ;
- une Faculté de Médecine ;
- une Faculté des Sciences.
Sekoly tsy miankina
hanova- l'École Normale Supérieure de Madagascar,
- l'École Supérieure des Sciences Agronomiques,
- l'École Supérieure Polytechnique d'Antananarivo.
Ny fandrosoana
hanovaTamin'ny taona 2004, ny oniversiten'Antananarivo dia voasokajy laharana faha 49e tamin'ireo oniversite 100 manerana an'i Afrika.[1]
Rohy ivelany
hanova- ((fr))Sehatra Ofisialy Archived Jolay 6, 2015 at the Wayback Machine
Tsiahy
hanova
|
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Université d'Antananarivo |