Jakôba

(tonga teto avy amin'ny Jakoba)

Ny anarana hoe Jakôba dia anarana be mpitondra.

Ao amin' ny Baiboly dia maro ireo olona antsoina hoe Jakôba.

Ao amin' ny Testamenta Taloha:

  • Jakôba patriarka, zanak' i Isaka, izay atao hoe Israely koa;

Ao amin' ny Testamenta Vaovao:

Jereo koa: hanova