Ivondro (renirano)

Ivondro dia reniranon' i Madagasikara izay mamakivaky ny faritra Atsinanana sy ny faritra Alaotra-Mangoro ao amin' ny faritanin' i Toamasina, izay mivarina mankany atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. 150 km ny halavany. Ireto ny tanàna lalovanyː Didy, Antsangambato, Antoidava, Ankosibe, Ambodilazana, Volobe, Ringaringa, Antananambo ary Mahatsara. Mamakivaky ny tahirin-javaboarin' i Mangerivola sy ny valan-javaboarin' i Didy izy. Miampita an' Ivondro ny lalam-pirenena faha-2.

Ivondro
Ivondro & Maningory

Jereo koa hanova