Ny honko dia hazo madinika na lehibe maniry ao anaty rano masira amoron-tsiraka na rano marikivy. Atao hoe "ala honko" ny fitambaran' ny zavamaniry amorontsiraka trôpikaly ahitana karazana toy izany. Ny ala honko dia miseho eran-tany any amin' ny tany mafana sy any ambanin' ny trôpika ary na dia any amin' ny morontsiraka manana toetany antonony aza, indrindra eo anelanelan' ny fehintany 30° Avaratra sy 30° Atsimo, ary ny faritra misy honko lehibe indrindra ao anatin' ny 5° amin' ny ekoatera.

Honko

Jereo koa hanova