Fiteny maninka atsinanana

Ny fiteny maninka atsinanana dia fiteny mandinga tenenin' ny olona miisa 3 tapitrisa ao Ginea tamin' ny taona 2012, sy 390 000 ao Maly tamin' ny taona 2009 ary 108 000 ao Siera Leôna tamin' ny taona 2006. Mifanakaiky amin' io fiteny io ny fiteny maninka any Kita sy ny fiteny maninka andrefana ary ny fiteny bambara.