Ny fitaovam-piadiana dia fitaovana izay manan-tanjona ny mandratra na mamono zava-miaina, na rafitra. Natao hampitombo ny fandairana amin'ny fihazanana, fanamafisan-dalàna, fiarovan-tena na haiady ny fitaovam-piadiana. Amin'ny ankapobeny, ny fitaovam-piadiana dia natao handresy ny mpanohitra amin'ny alalan'ny fitaovana ara-materialy na ara-tsaina.

Andohalambo, anisan'ny fitaovam-piadiana voalohany indrindra nipoitra

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.