Ny sabatra dia fitaovam-piadiana misy lelany lava maranitra, ahafahana manindrona sy manapaka, izay mahitsy na milantsika, misy tahony fitanana azy dia fohy. Ny tena mampiavaka azy dia ny lelany tokana. Ny sabatra dia azo ampiasaina amin' ny tanana iray na roa arakaraka ny karazany.

Sabatra

Jereo koa

hanova