Evôlisiôna
Rafitra fa fanova amin'ny karazana zavamiaina, rafitra fa famorona karazana zavamiaina, sy fifandraika daholo karazana zavamiaina eto amin'ny planeta ny evolisiona.[1]
Nanazava ny evolisiona amin'ny folo taona 1850 Charles Darwin sy Alfred Russel Wallace.[2]
Zava-dehibe:
- Misy fiova amin'ny karazana zavamiaina
- Handova ny fiova ny zanany
- Hanana indrindra zanany ny tsara indrindra nampifanaraka amin'ny tontolo iainana zavamiaina
Tena tsotra ny voalohany zavamiaina. Mahary pitsipitsiny, nefa tsy isak'izao mihetsika izao, ny evolisiona.
Tsy mitovy fanatsarana amin'ny toe-javatra rehetra evolisiona. Tsy mifindra amin'ny tsipika mahitsy. Midika ny tsara kokoa namboarina ny tontolo iainana ny evolision. Ohatra, nivoatra lasa kely kokoa amin'ny maro nosy ny elefanta. Sady ohatra, nivoatra kelikely antidoha kokoa ny razambe ny hylobatidae. Lasa lehibe kokoa ny antidoha ho an'ny ankamaroan'ny tantaran'ny olombelona, nefa lasa kelikely kokoa tamin'ny iray alina taon-dasa.[3]
Lalana
hanova- Kankana amin'ny ranomasimbe niteraka an i oran-dranomasina; oran-dranomasina niteraka an i maingoka, hala sy bibikely.
- Tunicata niteraka an i trondro; trondro niteraka an i amphibia; amphibia niteraka an i androngo; androngo niteraka an i dinosaur; dinosaur niteraka an i vorona.[4]
- Tunicata niteraka an i trondro; trondro niteraka an i amphibia; amphibia niteraka an i androngo; androngo niteraka an i biby mampinono; biby mampinono niteraka an i primates; primates niteraka an i rajako; rajako niteraka an i olombelona.[5]
- Tunicata niteraka an i trondro; trondro niteraka an i amphibia; amphibia niteraka an i androngo; androngo niteraka an i biby mampinono; biby mampinono niteraka an i biby tony ny hipopotama; biby toy ny hipopotama niteraka an i trozona[6]
- Mouloucs amin'ny ranomasimbe niteraka an i sifotra, kalamara, cocquillage sy horita[7]
- Volontany niteraka an i lycopodiopsida; lycopodiopsida niteraka an i equisetaceae sy ny ampanga; ampanga niteraka an i zavamaniry toy ny vafaha; zavamaniry toy ny vafaha niteraka an i Angiospermae (zavamaniry vonikazo)[8]
Citation
hanova- ↑ New Mexico State University - Darwin's Theory of Evolution by Natural Selection
- ↑ Natural History Museum London - Alfred Russel Wallace
- ↑ Scientific American - Why Have Our Brains Started to Shrink?
- ↑ [Attenborough, David (1979). Life on Earth. BBC Books. ISBN 0-316-05745-2]
- ↑ [Attenborough, David (1979). Life on Earth. BBC Books. ISBN 0-316-05745-2]
- ↑ Berkeley University - UC Berkeley, French scientists find missing link between the whale and its closest relative, the hippo
- ↑ Encyclopedia Britannica - Cephalopod
- ↑ [Attenborough, David (1979). Life on Earth. BBC Books. ISBN 0-316-05745-2]