Ny ampanga dia zavamaniry tsy mamony sy tsy mamoa, izay misy karazana 13 000 eo ho eo. Hita amin' ny faritra trôpikaly ny telo ampahefatry ny karazany, ary maniry eo amin' ny zavamaniry hafa nefa tsy mitsetsitra (epifita) ny ankabetsahan' ireo apanga trôpikaly ireo. Mametra ny toerana misy azy any amin' ny tany mando ny fomba fananahany. Atao hoe Filicophyta ny anarany ara-tsiansa.

Ampanga

Jereo koa

hanova