Distrikan' i Belo-Tsiribihina
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Belo - Tsiribihina)
Belo - Tsiribihina | ||
Velarantany | 8 038 km2 | |
Isam-ponina | 127 502 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliary | |
Faritra | Menabe |
Ny Distrikan' i Belo-Tsiribihina dia distrika ao amin' ny Faritra Menabe, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, ao amin' ny tapany andrefan' i Madagasikara.
Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io:
- Ambiky - Amboalimena - Andimaky Manambolo - Ankalalobe - Ankiliroroka - Ankirondro - Antsoha - Belinta - Belon' i Tsiribihina - Berevo - Beroboka - Masoarivo - Tsaraotana - Tsimafana
Kaominina
hanova14 fokontany:
Renirano
hanovaJereo koa
hanovaIreo distrika dimy ny Faritra Menabe.
- Distrikan' i Belo-Tsiribihina
- Distrikan' i Mahabo
- Distrikan' i Manja
- Distrikan' i Miandrivazo
- Distrikan' i Morondava
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Belon'i Tsiribihina |