Distrikan' Ankazoabo
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Ankazoabo)
Ny fivondronan' Ankazoabo dia fivondronan'ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. Ny tanànan' Ankazoabo no renivohiny.

Fivelarana | NC |
Renivohi-paritra | Toliara |
Isa ny kaominina | 10 |
Firenena | Madagasikara |
Faritany | Toliara, Atsimo-Andrefana |
Fitsinjaram-pahefana
hanovaIreto ny firaisam-pokotany miisa 10 mandafitra ny fivondronan' Ankazoabo: Ambatolahy, Andranomafana, Ankazoabo, Ankeriky, Ankilivalokely, Antevamena, Berenty, Fotivolo, Ilemby ary Tandrano
Jereo koa
hanovaIreo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
- Fivondronan'Ampanihy
- Fivondronan'Ankazoabo
- Fivondronan'i Benenitra
- Fivondronan'i Betioky-Atsimo
- Fivondronan' i Beroroha
- Fivondronan' i Morombe
- Fivondronan' ibSakaraha
- Fivondronan' i Toliara I
- Fivondronan' i Toliara II
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ankazoabo |