Manambolo (renirano)

I Manambolo dia reniranon' i Madagasikara mivarina mankany andrefana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Mamakivaky ny Tsingin' i Bemaraha sy ny tahirin-javaboary ̥Maningoza izy, izay manana halava 370 km. Miampita io ony io amin' ny bàka fiara sy ny mpandeha amin' ny lalam-pirenena faha-8.

I Manambolo, mamakivaky ny Tsingin' i Bemaraha

Ity renirano ity dia mamakivaky an' i Bekopaka, i Ambakaka, Ankaramena, i Ankavandra ary i Soaloka.

Jereo koa hanova