I Ajman dia tanàna ao amin' ny Emirata Arabo Mitambatra, renivohitry ny Emiratan' i Ajman. Any amin' ny Hoala Persika no misy azy manodidina ny seranan-tsambo voajanahary (na khor) ary iray amin' ireo tanàna ao amin' ny tangoron-tanàn-dehiben' i Dubai. Manasaraka an' i Ajman sy i Dubai ny tanànan' i Sharjah izay anisan' io tangoron-tanàn-dehibe io ihany koa. Nisy mponina 238 000 i Ajman tamin' ny taona 2010, izany hoe mihoatra ny 90 % amin' ny mponina ao amin' ilay emirata.

I Ajman

Jereo koa hanova