Abu Dhabi (emirata)

I Abu Dhabi dia iaray amin' ny emirata fito ao amin' ny Emirata Arabo Mitambatra sady ny lehibe indrindra. Ny renivohiny dia ny tanànan' i Abu Dhabi izay renivohitry ilay federasiona ihany koa. Mirefy 67 340 km2 ny velarany ary ny isan' ny mponina ao dia 2,78 tapitrisa tamin' ny taona 2015. Ny mpiasa mpifindra monina dia mahatratra 88,5 % amin' ny mponina ao. Amin' ny teny arabo ny anaran' ity emirata ity dia أبو ظبي / Abū Zabī, izay misika ara-bakiteny hoe "Rain' ny Gazela".

Ny Emiratan' i Abu Dhabi ao amin' ny Emirata Arabo Mitambatra.

Jereo koa hanova