Ranomasimbe
(tonga teto avy amin'ny Ôseana)
Ny ranomasimbe na ôseana na ôseanina dia velara-ndrano masina (masira) lehibe dia lehibe sady lalina dia lalina tokony ho 4 000 m, eo anelanelan' ny kôntinenta roa na maromaro. Ny telo ampahefatry ny velaran' ny Tany dia rakotra ranomasimbe avokoa. Misy dimy ny ranomasimbe eto an-Tany, dia ny Ranomasimbe Arktika, ny Ranomasimbe Atlantika, ny Ranomasimbe Antarktika, ny Ranomasimbe Indianina, ary ny Ranomasimbe Pasifika.
Jereo koa
hanovaNy ranomasimbe | ||||
Arktika |
Atlantika |
Antarktika |
Indianina |
Pasifika |