|
- Ny pejy rehetra eto amin'ny wikipedia dia amban'ny lisansa CC-By-SA 3.0 . Ny fanovana ny pejy dia malalaka ho an'ny rehetra. Izay pejy tsy mifanaraka amin'ny CC-By-SA dia tokony tsy aseho eto amin'ny wikipedia.
- Io lisansa io dia afahana mamorona, mandika, manova ary mizara ny votoatin'i Wikipedia. Ny fepetra mila hajaina dia ny mitazona io lisansa io rehefa mandika, manova sy mizara. Mety ho zarazarain'iza na iza ny lahatsoratra napetraka tato amin'ny Wikipedia, ary mety ampandoavana vola mihitsy aza.
- Ny lahatsoratra mitovy lisansa amin'ny wikipedia ihany koa dia azo adika ato, fa tandremo kosa, rarana ato amin'i Wikipedia ny lahatsoratra avy amina tranonkala hafa misy marika copyright (©).
- Noho izy ireo mety hampiteraka olana ho an'ny fikambanana, dia ho voafafa avy hatrany izay tahirin-kevitra tsy manaraka izay fitsipika momba ny zom-pamorona.
|