Hanokatra ny renilisitra

Wikipedia:Ny wikipedia dia raki-pahalalàna

Lincoln memorial columns.jpg   Ity pejy ity dia mampiseho antsipirihany momba ny fototra iray amin'ny fototra dimy.

Miasa amin'ny wikipedia rehetra ny fototra dimy. Izy ireo no mandeha alohan'ny fitsipika hafa sy ny fepetra apetraky ny fikambanana.

Na dia azo atao aza ny manova ity pejy ityn tsara ampiasaina ny pejin-dresaka na ny Bistro aloha ny manova.

Wikipedia dia raki-pahalalàna mampifangaro ny raki-pahalalàna tsotra, ny raki-pahalalàna manokana ary alimanaka. Ny raki-pahalalàna dia misy ny lahatsoratra manao synthèse momban'ny lohahevitra iray.

  • Tsy maintsy manana lohahevitra ny lahatsoratra iray.

Jereo koaHanova