Voninavoko
Ny voninavoko dia voninkazo
Tarika Voninavoko
hanovaNy tarika Voninavoko dia Atoa Rakotomavo Gabriel izay fantatra koa amin'ny anarana hoe "Dadagaby" Voninavoko no namorona azy. Iza no malagasy tsy mahalala fara-faharatsiny iray an'ireto hira ireo : Zaza mitomany, Voninavoko, Mananjary, Tsiriry, Zanak'Iarivo, Raozy mavo kely, Manja, ... sy ny hafa marobe. I Dadagaby no mpamorona ireo hira ireo. Maro ny mpanakanto no namerina nihira ny sasany amin'ireo hiran'i Dadagaby ireo. Izy koa moa dia mpampianatra sy mpamorona dihy. Efa marobe ny hetsika nandraisana anjara na teto an-toerana na tany ivenlan'i Madagasikara. (hitohy ...)