Volamitabe
Ny Volamitabe dia volana iraika ambin'ny folo amin'ny Antesaka (Rakotosaona, 1972)[1], izay heverina fa mifanandrify amin'ny volana Novambra (Deschamps,1936)[1] [2].
Jereo koa
hanova- Tetiandro malagasy
- Volana malagasy antesaka: Vatravatra, Asotrindambo, Hatsiha, Valasira, Fosa, Maka, Hiahia, Sakamasay, Sakave, Vilamitapoa, Volamitabe ary Saramanitry.
Loharano
hanova- ↑ 1,0 et 1,1 "Volamitabe", in Rakibolana malagasy sy Rakipahalalana momba an'i Madagasikara.
- ↑ http://madarevues.recherches.gov.mg/IMG/pdf/cahier-coutume1_8_.pdf Archived Aprily 14, 2018 at the Wayback Machine