Asotrindambo
Ny Asotrindambo dia volana faharoa amin'ny Antesaka (Rakotosaona, 1972) [1] [2], izay heverina fa mifanandrify amin'ny volana Febroary (Deschamps,1936)[1].
Jereo koa
hanova- Tetiandro malagasy
- Volana malagasy antesaka: Vatravatra, Asotrindambo, Hatsiha, Valasira, Fosa, Maka, Hiahia, Sakamasay, Sakave, Vilamitapoa, Volamitabe ary Saramanitry.
Boky azo anovozan-kevitra
hanova- Rakotosaona, Rakibolana, 1972/1975 (tsy voatonta).
- Deschamps Hubert, Le dialecte Antaisaka, Imprimerie Moderne de l'Emyrne. 1936.
- David sy Irrigaray, Lexique des dialectes du Nord de Madagascar, 1952.
- Richardson James (Rev.), A New Malagasy-English Dictionary, The London Missionary Society, Antananarivo, 1885. Reprinted in 1967 by Gregg Press Limited, 1 Westmead, Farnborough, Hants., England, 1885
- Gwyn Campbell, David Griffiths and the Missionary "History of Madagascar", 2012,
- William Ellis, History of Madagascar: Comprising Also the Progress of the Christian Mission Established in 1818 ..., 1838.
Loharano
hanova- ↑ 1,0 et 1,1 "Asotrindambo", in Rakibolana malagasy sy Rakipahalalana momba an'i Madagasikara.
- ↑ http://madarevues.recherches.gov.mg/IMG/pdf/cahier-coutume1_8_.pdf Archived Aprily 14, 2018 at the Wayback Machine