Ny voasarimakirana (Citrus limon), dia karazana hazo maintso lava amin' ny hazo fambolena voninkazo Rutaceae, teratany any Azia Atsimo, indrindra ao avaratr' i India atsinanana. Boribory ny endriny.

Jereo koa hanova