Ny voarointsilo dia zavamaniry anisan' ireo antsoin' ny Malagasy hoe voaroy, izay manana anarana ara-tsiansa hoe Rubus pauciflorus na Rubus niveus, ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rosaceae. Antsoina amin' ny teny malagasy hoe roimainty na voaroimainty koa izy.

Voarointsilo (Rubus niveus)

Jereo koa hanova