Voaroimainty
Ny voaroimainty dia zavamaniry misy tsilo isan-karazany fa tsy tokana, samy amin' ny karazana Rubus (ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rosaceae). Ireto ny anarana ara-tsiasan' ny zavamaniry antsoin' ny Malagasy amin' ny anarana hoe voaroimainty io: Rubus apetalus sy Rubus myrianthus ary Rubus pauciflorus (na Rubus niveus). Ity farany ity dia antsoina hoe voarointsilo (Rubus pauciflorus).
Rubus apetalus
hanovaNy Rubus apetalus dia antsoina amin' ny teny malagasy hoe koa: roifotsy, roimainty, roina.
Rubus myrianthus
hanovaNy Rubus myrianthus dia antsoina amin' ny teny malagasy hoe koa: roimainty
Rubus pauciflorus na Rubus niveus
hanovaNy Rubus pauciflorus na Rubus niveus dia antsoina amin' ny teny malagasy hoe koa: roimainty, voarointsilo.