Ny voanjobory dia zavamaniry, mitovitovy amin' ny voanjo, ao amin' ny amin' ny fianakavian-javamaniry Fabaceae. Avy atsy Afrika Andrefana ilay zavamaniry. Ny voanjobory dia mamasaka ny voany any ambanin' ny tany, toy ny voanjo. Azo hanina ny voany na mbola lena na efa maina, ary azo totoina na lena na maina mba hanaovana koba. Atao hoe Vigna subterranea ny anarany ara-tsiansa[1].

Voanjobory

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. Blench, Roger. "The Austronesians in Madagascar and Their Interaction with the Bantu of the East African Coast: surveying the Linguistic Evidence for Domestic and Translocated Animals". Studies in Philippine Languages and Cultures, Volume 18 (2008), 18–43.