Ny tsofa dia fitaovana misy lelany sy nifiny vita amin' ny tsy, natao hanapahana zavatra toy ny hazo, ny vato, ny metaly, sns. Miasa amin' ny fomba isan-karazany izy io, toy ny herin' ny hozatra, ny herinaratra na ny rano. Azo sokajiana arakaraka ny akora hotapahina aminy ny tsofa (vato, tsy, metaly tsy misy vy, hazo, taolana na hafa); ny fomba fanosehana azy (herin' ny hozatra, môtera hafanana, herinaratra); ny endriky ny lelany (mahitsy, faribolana, lavalava).

Tsofa

Jereo koa

hanova