Transnistria (faritra)

I Transnistria dia anarana romaniana omena ny faritra mamakivaky an’ i Môldavia sy i Okraina eo anelanelan’ ny ony Dniestr sy Bug Atsimo, onenana vahoaka miteny romaniana sy okraniana ary rosiana. Izany no fiantson’ ny Romaniana azy nanomboka tamin’ ny taonjato faha-20 na dia efa nampiasa izany anarana izany aza ny mpahay tantara romaniana nanomboka tamin’ ny faramparan’ ny taonjato faha-19.

Ny faritra jeôgrafikan' i Transnistria

Jereo koa hanova

Transnistria (fanjakana)