Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana
Ny teny hoe Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana dia teny filamatr' i Madagasikara hatramin' ny taona 1995 ka hatramin' ny taona 2010.
Tantara
hanovaNy endrika hafan' ny teny filamatry ny Repoblikan' i Madagasikara dia:
- Fahafahana, Tanindrazana, Fandrosoana (filaharana tsy mitovy), tamin' ny 1959 hatramin' ny taona 1975 (nandritra ny andro naha filohan' ny Repoblika an' i Philibert Tsiranana).
- Tanindrazana, Tolom-piavotana, Fahafahana tamin' ny taona 1975 hatramin' ny taona 1993, nandritra ny andro naha filohan' i Didier Ratsiraka, filoha manana hevitra sôsialista, ary nitondra ny Repoblika Demôkratika Malagasy nandritra ny 25 taona.
- Tanindrazana, Fahafahanaa, Fahamarinana, nandritry ny andron' i Albert Zafy tamin' ny taona 1993 hatramin' ny taona 1995.
Jereo koa
hanova- Repoblika Malagasy
- Repoblika Demôkratika Malagasy
- Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)
- Repoblikan' i Madagasikara (2010-)