Tamotamo

Ny tamotamo dia ody aretina maro toy ny aretimbavony, aretin'aty sy ny maro hafa

Ny tamotamo dia zavamaniry, karazana sakamalao (na sakaitany), izay misy fakany azo ahahy hahazoana vovony miloko mavo azo andokoana lamba na ampiasaina amin' ny fahandroana sakafo. Miloko mavo matroka ny voniny. Avy any India ny tamotamo. Curcuma longa ny anarany ara-tsiansa.

Fakan-tamotamo
Vonin-tamotamo
Vovoka tamotamo

Jereo koa hanova