Fikambanana Maneran-Tany momba ny Fahasalamana

Ny Fikambanana Maneran-Tany momba ny Fahasalamana dia ampahany amin' ny Firenena Mikambana, miasa eo amin' ny sehatra iraisam-pirenena momba ny fahasalamam-bahoaka, izay manana ny foibeny any Geneva, ao Soisa. Atao hoe Organisation Mondiale de la Santé (OMS) izy amin' ny teny frantsay, fa World Health Organization (WHO) kosa amin' ny teny anglisy. Ny OMS na WHO dia naorina tamin' ny alalan' ny Firenena Mikambana tamin' ny 7 Avrily 1948. Ny Andro maneran-tany ho an' ny fahasalamana dia ankalazaina isan-taona amin' ny 7 Avrily.

Sainan' ny WHO

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.