Segondra

Ny segondra (eva SI: s), hafohezina sec. na seg. tsindraindray, dia anaran-tsingam-potaona ary izy no ampiasain'ny SI (système internationa) rehefa mandrefy ny fotoana. Azo refesina izy amin'ny famataranandro. Misy 60 segondra ny iray minitra ary misy 3600 segondra ny iray ora.

1 minitra = 60 segondra
Fitepon-tsegondra

Ny segondra dia singam-potoanan'ny andro. Ny segondra iray dia 1/86400 andro (satria 1/24×60×60). Fa tamin'ny taonjato faha 19-20, ny fandinihana ara-kainkintana dia milaza fa mihalava ny salan'ny segondra, ary noho izany, tsy natao ho tsiahin'ny singam-potoana intsony ny fihodinan'ny tany. Amin'ny famataranandro atômika, azo atao no mamaritra ny segondra amin'ny alalan'ny fototoetran'ny natiora.

Jereo koaHanova

Ventim-potoanaHanova

Rohy ivelanyHanova

Miteny anglisyHanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.