Ny minitra dia ventim-pandrefesam-potoana mitovy faharetana amin' ny 60 segondra na 1/60 ora. Izany hoe ny iray minitra dia misy 60 segondra ary ny iray ora dia misy 60 minitra.

60 segondra = 1 minitra

Jereo koa hanova