Salôme Aleksandra
(tonga teto avy amin'ny Salome Aleksandra)
I Salôme Aleksandra dia mpajakavavin' i Jodea (na Jodia) teo anelanelan' ny taona 76 sy 67 tal. J.K., izay vadin' i Aristôbolo I avy eo lasa vadin' i Aleksandro Janeo rehefa maty i Aristôbolo I rahalahiny. Nanohana ny Fariseo (na Farizianina) i Salôme ary ireo lohan' ny Fariseo no nataony mpanolotsainy tamin' ny pôlitika anatiny. Maty i Sôlome taloha kelin' ny hipoahan' ny ady nifanaovan' ny zanak' i Hirkano II sy i Aristôbolo II.
Jereo koa
hanova- Bokin' ny Makabeo
- Ny Hasmôneana nifandimby: Matatià - Jodasy Makabeo - Jônatàna Makabeo - Simôna Makabeo - Joany Hirkano I - Aristôbolo I - Aleksandro Janeo - Salôme Aleksandra - Joany Hirkano II - Aristôbolo II - Antigonosy II Matatià