Antigônôsy II Matatià

I Antogônôsy II Matatià na Antigônôsy Hasmôneana dia faralahin' i Aristôbolo II sady mpanjaka farany avy amin' ny fianakaviana hasmôneana. Teraka tamin' ny taona 80 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 37 tal. J.K.

Antigonus II Mattathias.jpg

Jereo koaHanova