San Jose, California

  

San Jose ( API [ˌsænhoʊˈzeɪ] ) dia tanàna any andrefan'i Etazonia. Any atsimon'ny helodrano ny San Francisco, any Kalifornia.

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka etazonia sy resaka kalifornia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

San Jose, California
Velarantany NC
Isam-ponina 929 936 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 1 810 560 mpo.
Ben'ny tanàna Chuck Reed
Firenena Etazonia
Faritany Kalifornia
Faritra NC

Faha telo amin'ny tanànan-dehibe ny Kalifornia ny tanànan'ny San Jose, ary izy ny renivohitr'i kaontia ny Santa Clara. Izy no tanàna ngeza indrindra amin'ny tanànan-dehiben'i San Francisco ary renivohitr'i Silicon Valley.

Jereo koa hanova

Takelaka hanova

Lahatsoratra ilaina hanova

Rohy ivelany hanova