Ny saba-droa lela na sabatra roa lela dia fitaovam-piadiana toy ny sabatra nefa roa lela, vita amin' ny metaly sy tahony ary, indraindray tsivalana kely miaro ny tanana.

saba-droa lela

Jereo koa

hanova