Ratsirahonana Norbert Lala

(tonga teto avy amin'ny Norbert Lala Ratsirahonana)
Norbert Lala Ratsirahonana
Ankapobeny
Anarana Norbert Lala Ratsirahonana
Teraka 18 Novambra 1941
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

I Norbert Lala Ratsirahonana dia mpanao pôlitika malagasy, teraka tamin' ny 18 Nôvambra 1941. Olona niezaka hampandroso ny firenena tamin' ny fanampiana sy ny fananarana ny mpitondra izy. Namorona ny antoko Asa Vita Ifampitsarana sy ny televiziona Ravinala, izay novidin' i Andry Rajoelina ka novany anarana hoe Viva, izy.

Pôlitika hanova

Rehefa naato tamin' ny asa maha filohan' ny Repoblika azy i Zafy Albert tamin' ny taona 1996 araka ny fombafomba voalazan' ny lalàmpanorenana, dia nitsangana ny Retezamita notarihin-dRatsirahonana Norbert izay filohan' ny Fitsarana Avo Momba ny Lalàmpanorenana tamin' izany. Nikarakara ny fifidianana izay ho filoham-pirenena hasolo an' i Zafy izy.

Rohy ivelany hanova

  • Ao amin'i Freebase: [1]
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.