I Nazareta dia tanàna ao avaratr' i Israely any Galilea. Araka ny lovantsofina kristiana dia ao no tanànan' i Josefa sy i Maria izay nitaizan' izy ireo an' i Jesoa tamin' ny fahazazany.

Tanànan'i Nazareta ankehitriny

Jereo koa: hanova