Montevideo
34°54′12″S 56°11′17″W / 34.903280°S 56.188160°W
Montevideo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 1 270 737 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Orogoay | |
Faritany | Montevideo | |
Faritra | NC |
Montevideo no tanàna lehibe indrindra sy renivohitr'i Orogoay. Eo am-bavan'ny Rio de la Plata no misy azy Izy io no foibe ara-toekarena, ara-pitantanana ary ara-kolontsaina ao amin'ny firenena.
Jeografia
hanovaNy isam-ponina dia 1270737 mponina tamin'ny taona 2018.[1]
taom | mponina |
---|---|
1730 | 400 |
1778 | 4.270 |
1808 | 9.400 |
1829 | 9.000 |
1852 | 34.000 |
1860 | ~ 58.000 |
1889 | 215.000 |
taom | mponina |
---|---|
1908 | 310.000 |
1963 | 1.202.156 |
1975 | 1.176.049 |
1985 | 1.251.511 |
1996 | 1.303.182 |
2004 | 1.325.968 |
2011[2] | 1.318.755 |
Jereo koa
hanovaTsiahy
hanova- ↑ Orogoay ao amin'i geonames.org, novangiana ny 9/ 3/2019
- ↑ http://www.ine.gub.uy/web/guest/censos-2011 Instituto Nacional de Estadística (INE) Uruguay – Census 2011.
- ↑ Beiträge zur Stadtgeographie von Montevideo, Heft 108, von Günter Mertins, S. 107 ff; erschienen im Selbstverlag der Marburger Geographischen Gesellschaft e. V., 1987.
- ↑ Endrika:Webarchiv (DOC; 78 kB)
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Montevideo |