I Marimbona dia onin' i Madagasikara, any amin' ny faritra Analanjirofo. Any amin’ny faritra avaratr’i Madagasikara no misy ny ony Marimbona ary miampita ny Lalam-pirenena faha-5 akaikin’ i Soanierana Ivongo. Manana loharano eo akaikin’ Andilamena (Alaotra Mangoro), mandrafitra ny sisin-tany atsimon’ ny Tahirin-javaboary Ambatovaky, mandalo an’ Andapafito ary mivarna any amin’ ny Ranomasimbe Indiana any avaratr’ i Soanierana Ivongo ilay ony.

Jereo koa hanova