Ny havoana dia tany avo antonony, tendrombohitra iva, tsy dia midadasika loatra, izay mivohitra eo ampovoan' ny tany lemaka na eo ambonin' ny lembalemba ka misongadina raha mitaha amin' ny manodidina azy. Mety manirery ny havoana na mitangorona na mitandavana.

Tandavan-kavoana Malvern Hills ao amin' ny tapany andrefan' i Angletera any amin' ny Fanjakana Mitambatra.
Ny havoana ao amin' ny tany efitr' i Jodea.

Jereo koa hanova