Erana (jeômetria)

Ny erana dia ny faritra ahafahan' ny zavatra manan-kalavana na elanelana na manam-belarana na manan-kadiry misy. Ny teboka sy ny hitsy ary ny lemaka no mpiorina ao amin' ny erana. Ny erana tsapa misy ny volana sy ny masoandro sy ny kintana sy izay rehetra any amin' ny tsy taka-maso momnany haikintana no atao hoe habaka.

Jereo koa hanova