Langorovalala
Ny langorovalala na langorovoana na dangoro dia karazana vorona, vano, ao amin' ny fianakaviana Ardeidae. Izy io dia vorona mpifindra monina any Eorôpa, Afrika Avaratra (hatrany Sahel avaratra), ny roa ampahatelo avaratra amin' i Azia (hatray Himalaya), ary Atsinanana Afovoany (afa-tsy Arabia), ary manao akany any Eorôpa sy Afrika Avaratra, mamitsaka ririnina any Eorôpa Andrefana sy Eorôpa Atsimo. Ny anarany ara-tsiansa dia Ardea purpurea. Vorona arovana ny langorovalala.
Jereo koa
hanova