Kanji
![]() |
Soratra ny teny Japônezy |
kanji (漢字) :
|
kana (仮名) :
Fampiasana manokana :
|
rōmaji :
|
Ny kanji dia fomba fandroratana iray amin'ilay telo fomba fandroratana Japônezy ; miarak'aminy Hiragana sy ny Katakana
DikaHanova
Ny kanji (漢字 dika sinoa-japônezy ; hànzì aminy teny sinoa) dia sinograma (字) avy any aminy taona Han (漢) miasa aminy teny Japônezy ary voahindrana taminy Sinoa
TantaraHanova
Ny Kanji ofisialyHanova
Taminy fanombohanan'ny taonjato faha 20, nisy ny refôrma na tsipelina faha voasakan'ny mpitondra ilay izy, teo arinan'ny ady be faha 2 ny refôrma voa tena nisy.
Misy aloha ny refôrma eo amin'ny fampiasana soratra silabika ; tsy fônetika intsony sy dikany ; ny soratra miarak'aminy kana mampandray an-tsoratra ny teny japônezy ; afatsy ny zavatra gramatikaly monosilabika (silaby tokana), ny fehezanteny japonezy mety afaka raisana an-soratra raha manarak'aminy didy tsotra.
Nanaraka aveo ny refôrma ny kanji sy ny fampiasana azy. voateny ny lisitra ny kanji mihasa be ny tōyō kanji (当用漢字) manana lohavy miemirika sorakaliana 1850.
Tokony fantatran'ny mpianatra ny 886 amin'ireo rehefa mivoaka eo arinan'ny taona fianarana (mandritry ny 6 taona).
Nitsohorina ny sinograma maro. nihampy sinôgrama 92 ny tōyō kanji taminy 1951
Nisy refôrma afa nataon'ny ministera ny fianarana tao arinan'io.
- Ny jōyō kanji taminy taona 1981
- Ny jinmeiyō kanji taminy taona 1990
Ny kanji taloha, ny kyūjitai (旧字体)Hanova
Misy kanji maro nisolo tareha oatra :
國 (kyujitai) =国
FampiasanaHanova
Famakiana sy ny fitenenanaHanova
famakiana On'yomiHanova
famakiana Kun'yomiHanova
OatraHanova
FikilasianaHanova
Isan'tsipikaHanova
Isa-pototenyHanova
Ny mpiorina ny ankabiazan'ny kanji dia anaty ny isa-pototeny 214 :
Lisitry ny Kanji 214Hanova
|
73 曰 miteny |
144 行 andeha |