Famakiana Kun'yomi
Soratra ny teny Japônezy |
kanji (漢字) :
|
kana (仮名) :
Fampiasana manokana :
|
rōmaji :
|
Ny famakiana kun (訓) ny kanji iray dia ilay kanji avy aminy teny japoezy ; taminy nantongavan'ny soratra sinoa nakany Japana, ny sinôgrama niasa nandika an-tsoratra ny teny japonezy. Satria ny Kanji Ideôgrama, mampizotra fika iray izy, fa tsy feo iray. Io famakiana io 'zany dia ny dikan'ilay teny aminy teny japônezy. Io famakiana io miraka misy amin'ny famakiana on
Prinsipa
hanovaSarotra no mampiasa sinograma rehefa andikan an-tsoratra ny teny japonezy. Afaka hitantsika ny fahasarotany rehefa mampiasa sinôgrama aminy teny gasy.
Oatra
hanovaNy matoanteny mi食 (ny kanji 食 midika sakafo)
Anaty ny fehezanteny izay, manomeha :
- mi食 i Rado
- efa ni食 i Rado
miarak'aminy teny voasintona, manomeha :
- fi食anana
Oatra nà fampiasana kun
hanovaMatoanteny
hanova- 食べる (たべる, ta.be.ru) : misakafo,
- 見る (みる, mi.ru) : jerena,
- 来る (くる, ku.ru) : tonga ;
Anarana
hanova- 水 (みず, mizu) : rano,
- 刀 (かたな, katana) : antsy be
mpamaritra anarana
hanova- 新しい (あたらしい, atara.shi.i) : vao
- 高い (たかい, taka.i) : ambony, ngeza.