Kanaana

(tonga teto avy amin'ny Kanana)

Ny teny hoe Kanaana na Kanana na Kanahana dia teny:

Anaran'olona: hanova

Anaran-tany: hanova

  • iantsoana faritra iray, dia i Kanaana (na Kanana na Kanahana) izay fantatra amin'ny anarana hoe Tany Kanaana, ao amin'ny Baiboly, tany nampanantenain'Andriamanitra ny Zanak'i Israely ka novantaniny rehefa afaka tamin'ny fanandevozana azy izy avy any Egipta.