Fitaovana entina hakana sary na videô ny Kamerà (amin'ny teny Frantsay Caméra), ampiasaina amin'ny fanamboarana sinema sy fanangonam-baovao izy io. Raha faritana ny teny hoe Kamerà dia nalaina avy amin'ny teny Latina « camera », teny Frantsay « chambre » ary amin'ny Grika dia « καμάρα (kamara) », izany hoe teny efa niaina efa ela be tany Eropa izy io ary efa nampiasaina tamin'ny sehatra maro ihany koa.

Tantarany hanova

Fiovoarany hanova

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.